|
|
|
|

Teny iditra1 famadihana
Fototeny  2vadika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4fanaovana zavatra hiamboho, na hivadika ka ny ambony lasa ambany.
5fampisehoana ny ila na lafiny tsy mbola niseho: Ianao no hampiandraiketina ny famadihana ny boky.
6fiovan' ny olona nitokisana nanjary mpamely na fahavalo: Ny famadihana tanindrazana no isan' ny heloka bevava indrindra.
7fomba arahin' ny foko malagasy sasantsasany ho mari-panajana ny Razana sy fangataham-pitahiana aminy.
8Misy karazany roa ny famadihana: -- fitondrana ho ao am-pasan-drazana ny taolambalon' ny olona maty tany an-tany lavitra nalevina tamin' ny fasana aniritra fotsiny; -- famonosan-dambamena isaky ny dimy, fito na folo taona, ireo maty milevina ao amin' ny fasan-drazana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9the act of turning something over; treachery, treason.
10the "turning of the bones" of the dead. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11l'action de retourner. [1.3, 1.8]
12l’action de chavirer, de trahir, le lieu, le temps, la cause.
13action de transporter les morts dans un autre tombeau. [1.3]
14trahison.
15"retournement" des ossements des ancêtres. [1.8]
Ohatra  16 Niakatra an' Antananarivo aho nony vita ny famadihana. [2.472]
17 Tsy mora ny manao raharaha, ka mbola nanangom-bola ho enti-manana ny famadihana aho. [2.529]
Teny nalaina  18 Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05