|
|
|
|

Teny iditra1 famadika
Fototeny  2vadika
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mamadika.
5Azo avadika: Ny sakaiza tiana tsy mba famadika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6les morts qu’on peut transporter, manière de le faire.
7ce qu’on peut retourner. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12