|
|
|
|

Teny iditra1 mampivadika
Fototeny  2vadika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 ilay nampivadika atidoha zatozato [2.285#296]
5 Indraindray manao fihetsehana izy ka mampivadika ny masony ho fotsy dia fotsy [2.470]
6 Kanefa azo inoana fa ho avy ny andro izay hampivadika io fanao io, ka hanaraka ny fomban' ny Vazaha, izany hoe, ny vehivavy no hanome vola toy ny Vodiondry (dot) ho an' ny lehilahy [2.346##54]
Kamban-teny rehetra  7mampivadika aty

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08