|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fivadihana |
| Fototeny | 2vadika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fifandisoana ka ny lafy ratsiny indray no miseho: Ny fivadihan' ny lamba.
5Fanaovana ny tehezana atao ambanimandry: Mety mba hahafaty ny marary ny fivadihany miankavia fa vizaka izy mihorirana forma miankavanana. 6Fiovana ho ratsy tsy araka ny nampoizina: Mahagaga ny fivadihan' ny andro tampoka tao. 7Fiovana ho ratsy, nefa nitokisana, famadihana: Mahamendrika hovonoina ho faty ny fivadihana amin' ny tanindrazana. 8Fitsipahana ny teny natao: Mitory toetsaina tsy mahomby ny fivadihana amin' ny teny napetraka. 9Fifandisoana ka ny anoloana no lasa aoriana, na ny aoriana basa anoloana:Ny fivadihan' ny satrokao no nihomehezan' ny ankizy anao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10the act of turning over; treachery.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11L’action de changer de côté, de se retourner, de chavirer, de changer, de violer, de passer à l’ennemi, de rejeter, de trahir.
[1.3] 12action de changer de côté; trahison. [1.8] |
| Ohatra |
13 Fomba fisehoan' ny tsy-fahatantesana onja koa, dia ny fivadihana atidoha.
[2.472]
|
| Kamban-teny rehetra | 14fivadiham-po |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|