|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 raviravy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Rozaroza, fihantonan-javatra miramborambo; enti-milaza koa ny fanolikolena na fampanantenana zavatra entina hitaomana olona.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 22 mihantona, 23 mikiramborambo, 24 mikiraviravy, 25 mikirazorazo, 26 mikirombaromba, 27 mikirozaroza, 28 mikivilivily, 29 miramborambo, 30 mirazorazo, 31 mirozaroza, 32 misahondrahondra, 33 mitarozaka, 34 mitarozaroza |
| Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 36 raviravy, 37 varivary, 38 viravira |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|