|
|
|
|

Teny iditra1 araviravy
Fototeny  2raviravy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ahantona eo ambony, akirazorazo: Aza araviravy eo ireo lamba ireo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be hung down. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on fait pendiller, qu'on suspend, qui pendille. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 araviravy, 13 ariravavy, 14 aviravira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02