|
|
|
|

Teny iditra1 mitarozaka
Fototeny  2tarozaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mihantona miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo: Tapaho any io tady mitarozaka eo amin' ny lavarangana io.
5Maharitra ela toa tsy misy farany: Tapaho haingana izay hevitrao fa mitarozaka izany resaka izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to hang down, to hangout. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7être long, fluet et pendant, pendiller.
8être redit sans cesse, durer longtemps. [1.3]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
Tsipelina hafa  12mitarozika

Fivaditsoratra  13 mikaozatra, 14 mitarazoka, 15 mitarozaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12