|
|
|
|

Teny iditra1 mikiraviravy
Fototeny  2kiraviravy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mihantona mila hirotsaka tsy mitehika amin' ny tany: Dia nikiraviravy teo ambony hazo teo ilay zazalahy noho ny tahony an' ilay biby. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5être suspendu, se suspendre, pendiller: Esory io famantaranandro mikiraviravy io, fandrao vaky (Enlevez cette montre qui est suspendue de peur qu’elle ne se casse) ~ Mahery mikiraviravy eny ambony hazo io zazalahy io (Ce garçon aime à se suspendre aux arbres). [1.3#335]
Ohatra  6 Raha mikiraviravy amin' ny tady ianao: fahakiviana, hisy tsy fanambinana. [1.381#]
7 mikiraviravy foana eran'ny hazo eny izy, sady biby adala ka tsy matahotra na mandosi-davitra akory na dia mahare feom-basy aza; [1.335#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12