|
|
|
|

Teny iditra1 misahondrahondra
Fototeny  2sahondrahondra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra  4 Ny tarehiny notarafin'ny hamenan'ny masoandro, ka hoatra ny volamena manganohano, ao anatin'ny volony misahondrahondra matevina sady lava, nigagan'izay rehetra nifanena taminy. [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12