|
|
|
|

Teny iditra1 miraviravy
Fototeny  2raviravy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mihantona, mikiramborambo: Tapaho io hoditra miraviravy io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to hang down. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6être suspendu, pendiller. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Mpanahaka  11 mihantona, 12 mikiramborambo, 13 mikiraviravy, 14 mikirazorazo, 15 mikirombaromba, 16 mikirozaroza, 17 mikivilivily, 18 miramborambo, 19 mirazorazo, 20 mirozaroza, 21 misahondrahondra, 22 mitarozaka, 23 mitarozaroza
Kamban-teny rehetra  24Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  25 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  26 miraviravy, 27 miviravira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02