|
|
|
|

Teny iditra1 mirozaroza
Fototeny  2rozaroza
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miraviravy misy miromborombo betsaka.
5Miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo, mirozaka. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 mirazorazo, 10 mirozaroza

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12