|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihatsaravelatsihy |
| Fototeny | 2tsaravelatsihy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miseho ho tsara etỳ ivelany fotsiny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to act hypocritically; literally, to improve by mat spreading without removing bthe dirt below.
[1.2#749] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6devenir meilleur en déployant la natte et en montrant le beau côté ; être hypocrite, dissimuler.
[1.3] |
| Ohatra |
7 Aza mihatsaravelatsihy eo imason' ny olombelona
[2.996#28.1.29]
8 Mahay fialana sy kapotsaka, mila hihatsara velatsihy, malamasy tsy marin-toetra [1.381] 9 Tsara vava ka mahafa-kenatra, mahay mihatsara-velatsihy ka tsy hita kilema loatra [2.558] 10 Angamba tsy te-hihatsaravelatsihy aho ka hamihana eo an-tratrako izay tovovavy tsy tiako akory? [2.5#87] |
| Tsipelina hafa | 11mihatsara velatsihy, mihatsara-velatsihy |
| Tovy hevitra | 12manao saka manafin-koho |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|