|
|
|
|

Teny iditra1 tsaravelatsihy
Singan-teny  2tsara, 3velatra, 4tsihy
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Fisehoana ho tsara ety ivelany fotsiny, fanaovana zavatra mba hiheveran' ny olona ny tena ho toy izao sy toy izao. [1.1]
Tovy hevitra  7fihatsarambelatsihy
Mpanahaka  8 dongatakona, 9 jokotsoriakamahasambokary, 10 jokotsoriaka, 11 malefakaambava, 12 manafinkilema, 13 manaosotrobelavatangomahayatsymahayaroa, 14 manaotantanandroalela, 15 mangaivelanytoagoaika, 16 mangahazoloaty, 17 miefitraanatytoaharefo, 18 mihatsaravelatsihy, 19 ranomasomanentsinkeloka, 20 sakamanafinkoho, 21 tsaravava, 22 tsaravolanaimaso, 23 vandanaivoho, 24 vavatsyratsy, 25 vazimiamboho, 26 voarafenovitsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02