|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mandringa
Fototeny  2ringa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4(olona na biby) Tsy tsara fandeha fa iva ny tongotra ilany noho ny iray: Mandringa io olona io hatramin' ny nianjerany tamin' ny soavaly.
5(zavatra) Tsy tsara fipetraka fa miiva, mitolila: Mandringa ny latabatrao izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to limp. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7boiter, clocher. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Voambolana  12 Fahasalamana 13 Haibiby: fitsaboina momba ny biby
Mpanahaka  14 mihantsika, 15 mikirimbana, 16 mikolepaka, 17 mikotringa, 18 milepaka, 19 mitolantsika, 20 mitoletsika, 21 mitolitsika, 22 tolakaila, 23 tsapika
Ohabolana  24 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  25Randzavola: mandringa ao amin' ny Baiboly (=> aretina)

Teny iditra (2/2)26 mandringà
Fototeny  27ringa
Sokajin-teny  28 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandringa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  29 mandrangy, 30 mandringà, mandringa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03