|
|
|
|

Teny iditra1 tsapika
Fototeny  2pika
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Kely madinika.
5Mandringa kely somary mitongilana rehefa mandeha fa tsy ampy halavana ny tongotra ilany.. [1.1]
Tovy hevitra  6tsapitika
Kamban-teny rehetra  7tsapik' olona

Fivaditsoratra  8 patsaky, 9 patsika, 10 pitsaka, 11 tsapika, 12 tsipaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08