|
|
|
|

Teny iditra1 milepaka
Fototeny  2lepaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miforitra ao ambany: Milepaka ny sofin' ny alika sasany.
5Tsy henjana fa mivaroraka: Lena angaha ity bonetranao no milepaka?.
6Mandringa somary miketraka (nefa ny hoe mikolepaka no ampiasaina matetika): Naninona ity omby no nilepaka. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10 milepaka, 11 mipelaka, 12 pilamake

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12