|
|
|
|

Teny iditra1 mitolantsika
Fototeny  2tolantsika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mihantsika, milantsika: Jereo fa mitolantsika erỳ ity zaza ity rehefa mandeha. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Mpanahaka  9 manongilana, 10 mihantsika, 11 mihilana, 12 mihilangilana, 13 mitolila, 14 mitongilana, 15 mitsingilahila, 16 mitsitaingatainga

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31