|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mihantsika
Fototeny  2hantsika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy mahitsy fa mitolantsika somary mandroso eo anoloana: Manambana mihantsika ity andry ity ka tokony hosoloana. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Mpanahaka  8 mamokoka, 9 milantsika, 10 miletsy, 11 mivokoka

Teny iditra (2/2)12 mihantsika
Sokajin-teny  13 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14mandra, mamaly. [Bezanozano] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31