|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 ringa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fandeha (olona) na fipetraka (zavatra) mitongilana, tsy marina na mahitsy tsara, tolitsika. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/3)10 ringa
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12Toerana fanaovana ady totohondry, na rehefa mety ho ady kilalao samihafa: Miakatra ringa. [1.1]
13tolona (ady). [Taisaka]
14mangahazo (kilalao). [1.78]
15tolona kilalao (amin'ny samy olona). [Bara] [1.78]
16tolona. [Tanosy] [1.78]
17Tolona fanaon' ny Bara manaraka izao fitsipika izao: tsy voalaza resy raha tsy mianjera ka mitehika amin' ny tany ny soroka roa. [Bara] [1.1]
Voambolana  18 Kilalao 19 Fanatanjahan-tena

Teny iditra (3/3)20 ringa
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny frantsay  22(Probablement de ringa : action de s'élever sur la pointe des pieds ; allusion à la cueillette des fruits qu'on ramasse pour préparer de l'huile).
23Hildegardia erythrosiphon subvar.
24ankazoabensis
(Arènes ) Arènes (Malvaceae).
25Réf.
26Service Forestier 3924.
27Voir aussi aboringa.. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  28 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  29 rangy, 30 ringa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19