|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 boretaka |
| Fototeny | 2retaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Malemy mandrevo na bodaka: Vary soa boretaka.
5Enti-milaza olona mipetraka mitsotra amin' ny tany tsy maharay tena. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6mou, sans consistence, s'affaissant sous son propre poids, s'éboulant.
[1.3#89] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 23poretaka |
| Fivaditsoratra | 24 abetroka, 25 Bekorata, 26 boretaka, 27 traokabe |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|