|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 boda
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Malemy: Boda ny vomanga.
4Modaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5soft, tender.
6muddy, as boggy ground.
7pappy, as bananas over-ripe. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  16bodaka, modaka

Teny iditra (2/5)17 boda
Sokajin-teny  18 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  19matavy, dongadonga. [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (3/5)20 boda
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny malagasy  22fandefasana. [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  23action d'émerger de l'eau, d'échapper. [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (4/5)24 boda
Sokajin-teny  25 anarana
Fanazavàna teny malagasy  26solofo, tsiry. [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (5/5)27 boda
Sokajin-teny  28 anarana
Fanazavàna teny malagasy  29tehina, kibay vaventy be: Omeo atoy i boda koy hamakiako ty loha-e. [Tandroy] [1.78]

Fivaditsoratra  30 bado, 31 boda, 32 dabo, 33 doba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19