|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 malezolezo |
| Fototeny | 2lezolezo |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Sady lava no manify.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5qui est grand, mince et maigre.
[1.3#404] |
| Ohatra |
6 i Fandravaka kely kosa dia zaza malezolezo sady tsy ampy fivelomana ny ray aman-dreniny ka misaringo-borodamba.
[2.895#10]
7 Na angamba ny fisian' ilay firohotana malezolezo atao hoe Fanampiana amin' ny Fahavoazana Rehetra sy ny fomba fiasany no nametraka olana taminy. [1.369#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|