|
|
|
|

Teny iditra1 mavozovozo
Fototeny  2vozovozo
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Osa, reraka, reradreraka, valabalaka: Nanao mavozovozo aho androany ka tsy afaka handeha.
5(taloha) Midonanapoana, tsy miasa. [1.1]
Tovy hevitra  6mavozo
Kamban-teny rehetra  7mavozovozo lava

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08