|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 lotaka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza ny toetran'ny zavatra malemy sy efa mohaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4très mou, comme les fruits trop mûrs qui se pourrissent. [1.3]

Teny iditra (2/3)5 lotaka
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Nofom-boankazo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8(de lo : pourri, gâté).
9Nom qu'on donne aux fruits tombés à terre et qui pourrissent sur place.. [Merina] [1.196]
Voambolana  10 Haizavamaniry

Teny iditra (3/3)11 lotaka
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny malagasy  13Masitika fanditiana ny saron' alambika, natao tamin' ny ravim-bomanga nototoina ka nopotsipotsehina ho tonga koba, ary dia nafangaro tamin' ny lavenona na vovoka na tain' omby. [1.1]

Fivaditsoratra  14 lakato, Lakato, 15 lotaka, 16 takalo, 17 tolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03