|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kely ambaitra |
| Singan-teny | 2kely, 3ambaitra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5malemilemy ka mila fitandremana fatratra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6très dangereux.
7très délicat, qui exige une grande attention, qu'un petit manquement rend funeste. [1.3] |
| Ohatra |
8 kely ambaitra ny zaza, mora andairana ka maro ny toe-javatra na tsara na ratsy nety ho nandalo dia raikitra.
[2.356]
9 Tian-dRainitoandro hitondrana amin' io karaza-mofo io ny zanany, saingy kely ambaitra no lafo loatra araka ny fiheverany azy, koa dia naleony ihany mofo gasy matevina sy ramanonaka be menaka; [2.470] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|