|
|
|
|

Teny iditra1 Leptolaena    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Leptolaena arenaria  4fotona
Leptolaena bernieri  5fotona, 6sana, 7zahanamadinidravina, 8zanalahy
Leptolaena bojeriana  9antsikana, 10fotona, 11gararo, 12hatsikana
Leptolaena diospyroidea var. rupestris  13vandroza
Leptolaena multiflora  14anjananjana, 15azananzana, 16birana, 17dilatra, 18fotona, 19fotonala, 20helana, 21jana, 22maninombilahy, 23sarifatra, 24taimbarika, 25zahana, 26zana
Leptolaena pauciflora  27anjananjana, 28anjananjanafotsy, 29fotona, 30hatsikana, 31hazomanitra, 32laro, 33milaliambomadinika
Leptolaena pauciflora var. rubella  34foto
Leptolaena pauciflora var. turbinata  35forombody, 36fotana, 37foto, 38fotona

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30