|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  dilatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vovo-tany maivana entin' ny rano amin' ny renirano ka mandry eny ho eny, manarona sy mahalonaka ny tany: Tany dilatra [1.1]
4 nofon-tany mahavokatra nentin'ny riaka [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 sedimentary deposits of earth [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 alluvion flottée, limon [1.13]
Ohatra  7  Tsy hihosim-potaka amin' ny tany mena sy ny tany dilatra. [2.470#]
Voambolana  8  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  9  angondilatra, 10  tanydilatra
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/5)13  dilatra
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15 Enti-milaza fandalovan-javatra mahakasika kely. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16 touché à peine, effleuré [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (3/5)18  dilatra
Sokajin-teny  19  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  20 [Provincial] almost, nearly [1.2]

Teny iditra (4/5)21  dilatra
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 [Sihanaka] holapery [1.78]

Teny iditra (5/5)24  dilatra
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26 [Bezanozano] Leptolaena multiflora Thouars (Sarcolaenaceae ). Le nom est une allusion discrète aux emplois de cet arbre en sorcellerie (voir birana). Bois dur mais peu employé. [1.196]
Voambolana  27  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  dilatra, 29 laditra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04