|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 anjananjana
Fototeny  2anjana
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Halavana, fijoro. [1.1]
5Bikana, ranjanana, tomady. [2.285]
Fanazavàna teny anglisy  6well-formed, noble in mien, of an imposing appearance.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7belle taille, beau port. [1.3]
8qui a une belle taille, un port agréable. [1.196]
Ohatra  9 hany ka tsy fantatra izay reniny sy ny zanany izy mianaka fa samy anjananjana. [2.285#63]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Tovy hevitra  11anjana

Teny iditra (2/4)12 anjananjana
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14Zavamaniry fantatra indrindra amin' ny anarany vazaha hoe quatre épingles, ampiasaina ho fisakanana ny fahamafisan' ny aty rindrin' ny aritera (Cassia alata). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15a plant common in rice-grounds. [Betsileo] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16Cassia alata L.
17(Fabaceae). [Tanala, Merina] [1.196]
Voambolana  18 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)19 anjananjana
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny malagasy  21Hazo lehibe mahatratra 12-15 m ny haavony ary 0,30-0,50 m ny savaivony; fanaovan-trano noho izy mafy sady maharitra (Leptolaena multiflora). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22a hard-wooded tree used in house-building.
23Leptolaena pauciflora, Baker.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  24nom d'une espèce d'arbre.. [Tankarana] [1.19]
25appellation botanique: Leptolaena multiflora. [2.612]
26Leptolaena multiflora Thouars et Leptolaena pauciflora Baker ainsi que Rhodolaena bakeriana Baill.
27(Sarcolaenaceae). [Betsimisaraka, Bezanozano] [1.196]
Voambolana  28 Haizavamaniry
Tovy hevitra  29amaninaombilahy, sarifatra
Mpanahaka  30 amaninaombilahy, 31 sarifatra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)32 anjananjana
Sokajin-teny  33 anarana
Fanazavàna teny frantsay  34Nom donné à de nombreux arbres et arbustes, notamment : Aeschynomene sensitiva Sw.
35(Fabaceae). [Betsileo] [1.196]
Voambolana  36 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  37 anjananjana, 38 anjanjanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19