|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 gararo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Olona hatsikana.
4Fahaiza-miala na fodiana adaladala. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5same as hatsikana. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6Un plaisant ; prétexte, faux-fuyant. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpanahaka  12 saroro
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)14 gararo
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny frantsay  16(dans son sens général : prétexte inventé, faux-fuyant ; d'où l'expression populaire gararo-lahy : un farceur, un plaisantin) Nom souvent donné à Leptolaena bojeriana (Baill.) Cavaco (Sarcolaenaceae).
17La présence de cet arbre est une excuse facile à une mauvaise action.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  18 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  19 gararo, 20 garora

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08