|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 zahana
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Tsy fikotrehana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4racine de manjahana et ampanjahanina. [1.3#866]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/4)8 zahàna
Fototeny  9zaha
Sokajin-teny  10 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  11Jerena: Zahao kely izao mandondòna izao.
12Tsidihina, jerena toetra: Efa nozahanao ve ny fambolenareo any ambanivohitra fa toa aisy havandra, hono, tany tamin' ny herinandro lasa.
13Vangiana: Zahao izany rainao naratra izany.
14Dinihina: Zahao ange ny tarehin' itỳ zaza itỳ e!.
15Tadiavina, karohina: Nozahany eran' ny lohasaha ilay ombiny very.
16Tsapaina: Zahao izay hevi-dRakoto momba on' io raharaha io. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17Qu’on regarde, qu’on considère, qu’on voit, qu’on examine, qu’on inspecte, qu’on visite, qu’on cherche, qu’on sonde, qu’on prouve, qu’on expérimente: Efa nozahako ny varinay ka hitako fa maniry tsara (J’ai été voir notre riz et j’ai constaté qu’il pousse bien) ~ Volamena no nozahako tany andrefana, fa tsy nahita aho (Je suis allé chercher de l’or dans l’ouest, mais je n’en ai pas trouvé) ~ Efa nozahako toetra ny mpanompoko ka hitako fa azo itokiana (J’ai éprouvé mon domestique et j’ai vu qu’il mérité confiance) . [1.3]
Ohatra  18 zahana aloha ny fanoroan-takila. [2.117]
Haiendriteny 
19 Ny ankehitriny :
20 Ny lasa :
21 Ny hoavy :
22 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  23zahana taratra
Ohabolana  24 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/4)25 zahana
Sokajin-teny  26 anarana
Fanazavàna teny malagasy  27Karazan-kazo tena mafy fanaovana taho na zaran-javatra (Phyllarthron Bojerianum). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  28(probablement de zahana : qu'on met à l'épreuve, qu'on expérimente) d'après Dubois : nom donné aux bois qu'on éprouvait pour en faire des manches de sagaies.
29Ils devaient être à la fois solides et élastiques.
30Suivant les dialectes, nom de divers arbres servant à faire des manches de sagaies ou d'autres outils : Phyllarthron madagascariense (Bojer) K.
31Schum.
32(Bignoniaceae).
33Fruit comestible, acidulé ; il était couramment vendu sur les marchés.
34Feuilles enduites d'un revêtement cireux ; on s'en servait pour écrire de courts messages à l'aide d'une simple pointe de bois.
35Écorces en décoction contre la toux et dans les crises d'asthme.. [Betsileo, Merina] [1.196]
Ohatra  36 zahana no nameno ny saha rehetra, ary hazo nakadiribe no niaro ny Antakay taloha. [2.245]
Voambolana  37 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Kamban-teny rehetra  38Fikambanana 3 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)39 zahana
Sokajin-teny  40 anarana
Fanazavàna teny frantsay  41(peut être par confusion avec zana Leptolaena multiflora Thouars, réf.
42Decary 958 et Xyloolaena perrieri F.
43Gérard, réf.
44Service Forestier 15838 (Sarcolaenaceae).
45Le jus sucré des fruits est sucé, surtout par les enfants.. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  46 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  47 hazana, 48 zahana, zahàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05