|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 hatsikana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavatra atao hampihomehy, arira, kivazivazy, vosobosotra: Aza manao hatsikana eo ianao fa efa manevika aho izany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a legend, an amusing story.
5See vosobosotra, vazivazy, angano, arira. [1.2] |
| Ohatra |
6 Mampiseho fahaiza-miteny sy mampiady hatsikana sy ohabolana eo izy
[1.437#]
7 ary nony efa nihinana dia nijery ny miaramila France, mihira sy mandaha-teny, ary manao Taiatira tsy miteny, sy [h]atsikana maro ka nahafinaritra. [2.59#] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 14 hatsikana |
| Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
16Mpanao arira, kivazivazy mampihomehy: Zazalahy hatsikana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17jocular, jesting, talkative.
[1.2] |
| Teny iditra (3/3) | 18 hatsikana |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20Karazan-kazo izay ampiasaina hampahamanitra ny toaka ny hodiny.
21(Xerochlamys pilosa). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22a small shrub, the back of whose root is used in the manufacture of native rum, and as a black dye.
23It is also said to cause vomiting of blood if used in too great quantity. 24Xerochlamys pilosa, baker.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25(nom d'un ancien mois lunaire, du sanscrit kartika ? Leptolaena bojeriana (Baill.) Cavaco et Leptolaena pauciflora Baker (Sarcolaenaceae).
26Racines ajoutées au rhum du pays pour lui donner une teinte brune appréciée. 27Écorces tannifères et tinctoriales. 28Le décocté des parties aériennes est administré en boissons dans la syphilis secondaire. 29Autrefois d'après les Tantaran'ny Andriana (« Histoire des Seigneurs »), on en détachait de petits fragments qui étaient inclus dans la peau après des scarifications. 30C'était le tetika amin'ny hatsikana. 31Cette pratique était censée protéger des maladies. 32Le bois servait surtout à faire du charbon de bois.. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 33 Haizavamaniry |
| Mpanahaka | 34 atsikana |
| Kamban-teny rehetra | 35aikatsikana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 36 ahantsika, 37 hatsikana, 38 katsahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|