|
|
|
|

Teny iditra1 saozanina
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Farary, kely hery sy osa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4weak, feeble, recovering from an illness. [1.2]
5sickly, in poor health. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6maladif, chétif. [1.8]
Ohatra  7 toa saozanina nefa matanjaka tsara ihany. [2.470]
8 Ny Alakamisy dia olona farary, saozanina, taizan' aretina. [1.381#]
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  11 Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  12saozanin-dava

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08