|
|
|
|

Teny iditra1 marisarisa
Fototeny  2risarisa
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mararirary, tsy salamalama, misy rofy kely: Tsy ho afaka hankany ambanivohitra izahay anio fa misy marisarisa ny ankizy. [1.1]
5mahatsiaro tena ho tsy metimety. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6not very well. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7indisposé, souffrant. [1.8]
8malaise. [1.13]
Ohatra  9 Sahiran-tsaina ve ianao fa marisarisa ny zanakao? [2.117#]
Voambolana  10 Fahasalamana
Mpanahaka  11 marofirofy, 12 mavozovozo, 13 tsymetimety

Fivaditsoratra  14 marisarisa, 15 masirasira

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31