|
|
|
|

Teny iditra1 diminga
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3dimy (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, egò. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix. [1.3#280]
Ohatra  5 Tamin' izany koa no nampianaran' Inenitoa anay ilay tononkira, toa tononkalo fianara-manisa ho an' ny ankizy manao hoe : edrisa edroa, tolonga efanga, diminga enainga, tsitonga valonga, atsipazo ego. [2.356#17]
Voambolana  6 Kilalao

Fivaditsoratra  7 diminga, 8 mangidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12