|
|
|
|

Teny iditra1 tsitonga
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3fito (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, egò. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix. [1.3#280]
Voambolana  5 Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12