|
|
|
|

Teny iditra1 dimy
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Efatra ampiana iray: Dimy ny rantsan' ny tanana anila. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4[Found in numerous Mal.
5Arch.
6And Polyn.
7languages as lima and rima].
8limy is used in the provinces. [Provincial] [1.2]
9five. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10cinq. [1.3, 1.5, 1.8]
Isam-pirenena  115.
12V. [3.1]
Ohatra  13 Hitany tao koa i Katy sy ny vadiny ary ny zanany dimy mianadahy. [2.470]
14 Voalaza anefa fa afaka efatra na dimy volana vao hiverina io sambo io, ka voatery nikaro-kevitra tamin' ny sambo hafa aho. [2.471]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Voambolana  37 Matematika: rafitrisa
Tovy hevitra  38limy
Kamban-teny rehetra  39Fikambanana 14 amin' io teny io
Ohabolana  40 Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  41 Ny isa
42 Fifanampiana
43 Fampitomboana
Lahatsoratra  44Andriamihaja: Fanisana vaovao

Fivaditsoratra  45 dimy, 46 midy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02