Teny iditra | talonga | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | telo (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, egò [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3] | |
Voambolana | Kilalao | |
Fivaditsoratra | langato, talango, talonga |
Nohavaozina tamin' ny 2020/09/10 |