Teny iditra |
egò
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | folo (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo):
ingisa,
ingoa,
talonga,
ndrafanga,
diminga,
eniminga,
tsitonga,
valonga,
tsivaza,
egò
[1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3]
|
Ohatra | Tamin' izany koa no nampianaran' Inenitoa anay ilay tononkira, toa tononkalo fianara-manisa ho an' ny ankizy manao hoe : edrisa edroa, tolonga efanga, diminga enainga, tsitonga valonga, atsipazo ego.
[2.356]
|
Voambolana |
|