|
|
|
|

Teny iditra1 valonga
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3valo (amin' ilay fiteny fanaon' ny ankizy taloha raha nianatra nanisa hatramin' ny folo): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, egò. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix. [1.3#280]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12