|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 adala |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3enti-milaza olona very saina, simba na marary saina ka tsy mahay mihevitra ary tsy mahay misafidy; ny fibahanan-kevitra iray tsy mety miala ao an-tsaina matetika mety mahatonga adala.
4tsy mbola ampy na tonga saina, mbola zazabodo, tsy mahatonga manisa folo: Aza manala hanin-tian-jaza, hoy Andrianampoinimerina tamin' ireo vaventiventy novoriny namelany ny hafany, fa tsy adala io tsy akory. 5tsy hendry loatra, tsy matotra eo amin' ny fitondran-tena, tsy mahay mitondratena: Aza mianatra ny zokinao adala, anaka. 6sahirankirana raha mihetsika (tanana, tongotra) naraha miteny (vava): Mbola adala vava ity zaza ity; raha afaka roa na telo volana vao tsy ho adaladala intsony iny tananao noesorina tao anaty harato iny. 7matimatim-pitia, tia na liana fatratra, mirehitra izaitsizy amin-javatra iray: Adalan' adin' akoholahy ny zanako lahy aivo. 8teny enti-milaza olona (lahy na vavy) mifankazatra amin' ny tena, izay resahina nefa tsy lazaina ny anarany: Tsy fantatro velively izay tian' ny adala holazaina tamin' ireo teny ireo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9foolish.
[1.2, 1.7] 10unwise, imprudent, ignorant, infatuated; a fool, an idiot, a lunatic, one destitute of reason.. [1.2] 11crazy. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12fou, sot.
[1.3, 1.8] 13aliéné, privé de raison, comme un enfant en bas âge: Adala tokoa izy, ka nafatotry ny havany (Il est vraiment fou, et il a été attaché par ses parents). 14insensé, imbécile, simple: Adala hendry izy (Il est sot et cependant avisé en certaines choses) ~ Tsy adala tsy hendry izy (Il n'est ni fou ni sage) ~ Mirenireny lava io adala io (Cet imbécile rôde sans cesse) ~ Tsy tokony hambakaina ny adala (Il ne faut pas tromper les gens simples). 15Embarrassé, ignorant: Adala fandeha izy (Il a une démarche embarrassée, ridicule) ~ Adala fiteny, adala vava izy (Il est embarrassé pour parler, il ne sait pas s'exprimer). 16Passionné pour, se dit parfois de quelqu'un qui excelle en bien ou en mal: Adalan-dalao izy (Il est passionné pour le jeu). [1.3] |
| Ohatra |
17 Eny, adala tokoa aho, fa ny hitaona azy handositra no tena anton-diako tamin' iny hariva iny.
[2.471]
18 Izaho angaha heverin' I Feno ho adala ! [2.472] 19 izaho ity koa no adala. [2.470] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 51 foka, 52 manarylamba, 53 manenjikaalika, 54 mihomehyrindrimbaky, 55 mivadikaatidoha, 56 mivadikalakoraika, 57 mivadikaondrana, 58 verysaina |
| Kamban-teny rehetra | 59Fikambanana 40 amin' io teny io |
| Ohabolana | 60 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 61Randzavola: adala ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/2) | 62 adalà |
| Sokajin-teny | 63 filaza mandidin' ny mpamaritra adala [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
64Sois fou: Raha tsy zaka anarina hianao, adalà any amin' izay alehanao any (Puisque tu n'écoutes pas les admonestations, porte ailleurs ta sottise).
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 65 adalà, adala, 66 Laadà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|