|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivadika atidoha |
| Singan-teny | 2mivadika, 3aty, 4loha |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6lasa adala.
[1.1] |
| Ohatra |
7 Iza irery no hivadika atidoha isan' andro eto!
[2.4]
8 Ny momba ny ethìka kristiana, tsy mivadika atidoha amin' izany izao tontolo izao; [1.369] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|