|
|
|
|

Teny iditra1 mihomehy rindrim-baky
Singan-teny  2mihomehy, 3rindrina, 4vaky
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6olona mihomehy foana tsy misy antony ka heverina ho simba saina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12