|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hadalana |
| Fototeny | 2adala |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4tsy fisiantsaina hieritreritra sy sitrapo hisafidy; aretin-tsaina: tazonina ao an-trano izy fa mihetsika ny hadalany.
5hakelezan-tsaina: aza kapohina re izy, fa fantatrao ihany ny hadalan' ny ankizy. 6zavatra atao tsy am-pieritreretana, fivarinana amin' ny toetra ratsy: nanao hadalana tany indray rakoto ka nosamborin' ny polisy. 7manary ilo mby an-doha; voninahitra an-tsobika ka atao ampatambary. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8foolishness.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9La folie, la sottise, l'imbécilité.
[1.3] |
| Tovy hevitra | 10fahadalàna |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|