|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanadalana |
| Fototeny | 2adala |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4filalaovana (olona), fametsifetsena, fanambakana; fitaomana amin' ny alalan' ny fangolingolena: izao no vokatry ny fanadalan' ny zanakao ny zanak' anabaviko.
5fandrebirebena, fampivezivezena, fampitotototoana: loza ny fanadalan' ny mpiasam-bahoaka sasany ny olona fa asainy mankatsy, asainy mankaroa. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6L'action de duper, d' importuner, moyen employé pour duper, le motif, le lieu, le temps.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|