|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 adalaina |
| Fototeny | 2adala |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4taomina amin' ny fanangolingolena ka ohatra ny atao izay hahavery ny loha: Nadalain' iny tovolahy iny nandritra ny telo volanany zanany vavy.
5lalaovina, atao fihomehezana: Efa miendrik' adala loatra ny anao lahy amin' ilay volo lavany ka tian' ny olona hadalaina. 6fetsifetsena, ambakaina: tsy azon' ialahy adalaina intsony aho. 7ariana andro: Aza adalain' ialahy amin' ny resaka foana eto aho fa tsy vitako ny asako. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8To be befooled, to be imposed upon, to be deluded.
9adalana is used in the provinces.. [1.2] 10to be made foolish, to be made a fool of. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11qu'on dupe.
[1.3, 1.8] 12Qu'on séduit, à qui on fait perdre la tête, dont on se joue, qu'on importune. [1.3] 13de qui on se joue. [1.8] |
| Ohatra |
14 Reny fa mbola hadalain' ny kilonga amin' ny andrana sy fitarihana azy am-posy ilay borizanolahy nanatitra azy.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 19adalana |
| Fivaditsoratra | 20 adalaina, 21 iadalana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|