|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 namana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3vady.
[Tambahoaka, Sihanaka, Tanala]
[1.78] 4andefimandry. [Tanala] [1.78] 5Olona miara-dava amin' ny tena noho ny fifankahazoan-tsaina sy fitovian-toetra: Namana tsy mahafoy an-dRabe Rakoto. 6Ny olona manodidina anao na ny olombelona hafa rehetra: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao. 7Enti-milaza ny iray amin' ireo zavatra mandeha roa lalandava, na lomisy: Ny kofehy no naman' ny fanjaitra / Tsy hitako ny nalehan' ny naman' ity kiraro ity. 8Mitovy, azo alahatra amy..., azo heverina ho toy ny...: Ny manafina zavatr' olona, hono, naman' ny mangalatra / Tonga tsy miarahaba naman' ny tezitra, lasa tsy manao veloma naman' ny sosotra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9a companion, a partner, a comrade, a neighbour.
10See sakaiza, havana.. [1.2] 11a companion, a neighbor; an accomplice; a thing that belongs with something else, as one of a pair. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12compagnon.
[1.3#449, 1.8] 13Prochain, complice; ce qui fait la paire, ce qui va avec d’autres, ce qui est uni avec d'autres objets. [1.3#449] 14voisin; comparse; une chose qui va avec une autre, comme l'un d'une paire, partenaire. [1.8] |
| Ohatra |
15 Nigagana ny fahanginana ny namana.
[2.270#]
16 Misy ny olona dia , saro-tiana sy tsy matoky namana! [2.4#] 17 Nahoana ise no tsy te hanatri-maso ity namana fahiny? [2.895#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 21 Namàna |
| Sokajin-teny | 22 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23Naaman.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24Naaman.
[2.996] |
| Voambolana | 25 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 26Toko sy andininy momba Namàna |
| Fivaditsoratra | 27 mañana, mañaña, manàna, Manana, manana, 28 Namàna, namana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|