|
|
|
|

Teny iditra1 andefimandry
Singan-teny  2andefitra, 3mandry
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Ny vady marina aradalàna, mifanohitra amin' ny vazo na sakaiza. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6A bed-fellow; a wife; the one lying on the inner side of the bed or mat.. [1.2]
7a wife. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8épouse, conjoint. [1.8]
Ohatra  9 Na zanaka nateraka aza, hoy ny fihorakoraky ny ambanilanitra, na vady andefimandry aza: raha mitady hana-ratsy ity tany ity, tsy ianao no mamono azy fa ny lalàna, ka laninay ambaniandro! [2.298#]
Voambolana  10 Fifandraisana: fianakaviana
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02