|
|
|
|

Teny iditra1 mpinamana
Fototeny  2namana
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 Teto anefa, asa marina izahay na nifampitondra toy ny mpianadahy, na toy ny mpinamana fotsiny, na toy ny mpiara-mianatra. [2.4]
5 Ny tena kely nifanipazana tetsy sy teroa anefa, ny bitsibitsiky ny mpinamana, ny tohotsofin' izay vitsy nifampatoky, dia samy naneho izany avokoa. [2.472]
Haiendriteny 
6 Tsotra :

Fivaditsoratra  7 mampañina, 8 mampinana, 9 manampina, 10 mpanamina, 11 mpinamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10