|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vady |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny iray amin' ireo olona roa (lahy sy vavy) mikambana araka ny fanambadiana: Lasa nandranto ny vadin-dRamatoa Rasoa.
4(Matetika, indrindra taloha, ny vehivavy voahataka, voatitra vodiondry, nampakarina no natao hoe vady, fa raha tsy vita araka ireo dia sakaiza, na ranitra, na vazo, na saingy, na tokantranomaso). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a spouse.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6époux, épouse.
[1.3#797, 1.8] |
| Ohatra |
7 Izy mianaka angaha no vady aman-janakao?
[2.4]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 26 Fifandraisana: fianakaviana |
| Mpanahaka | 27 andefimandry, 28 anjaratokantrano, 29 anjara, 30 namana, 31 taolantehezana, 32 tokantrano |
| Kamban-teny rehetra | 33Fikambanana 65 amin' io teny io |
| Ohabolana | 34 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 35Randzavola: vady ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana) |
| Teny iditra (2/2) | 36 vady |
| Sokajin-teny | 37 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
38Ny singany amin' ny zavatra iray lomisy na iray aman' olona: Nankaiza ny vadin' ity kiraro ity?.
39Iray amin' ny zavatra fahita na fampiasa miaraka mandrakariva tahaka ny mifameno, toy ny savily sy ny lahintsavily. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
40one of a pair.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
41ce qui fait la paire, le pendant, mâle et femelle, se dit des animaux, des plantes, des outils, des choses qui se complètent l’une par l’autre, qui vont l’une avec l’autre, comme le gond avec la penture, la mortaise et le tenon.
[1.3#797] 42l'un d'une paire. [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 48 andefimandry, 49 anjaratokantrano, 50 anjara, 51 namana, 52 taolantehezana, 53 tokantrano |
| Kamban-teny rehetra | 54vadin-tsaikiro |
| Ohabolana | 55 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 56 davy, 57 divà, diva, 58 vady |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|