|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mafana
Fototeny  2fana
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy mangatsiaka, tsaroana fa somary mahamay: Efa mafana ny rano.
5Mahatonga ny tena hahatsiaro hafanana, madisadisa ohatra ny tenehina: Mafana izany andro izany.
6Mitana hafanana, manome hafanana: Akanjo mafana.
7Sady betsaka no mihetsiketsika fatratra: Mafana ny asa atỳ avaratra atỳ, izany!.
8Enti-milaza olona mampiseho fahazotoana, fahavitribitrihana amin' ny asa ataony (matetika anefa ny hoe mafana fo no ampiasaina amin' itỳ hevitra farany itỳ): Mafana Rangahy iny rehefa miasa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9warm, hot. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10chaud; qui a chaud. [1.8]
Ohatra  11 sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny. [2.470]
12 Nohanina ihany, saingy nalona ela tami' ny rano mafana vao laitry ny nify. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpanahaka  14 afadranompanala, 15 mafotaka, 16 mahalalatondro, 17 mahamay, 18 mahavotsotra, 19 mampitsovaka, 20 mandevy, 21 mandoro, 22 manevoka, 23 mangotraka, 24 mangotraka, 25 marimaritra, 26 matimaty, 27 mavaivay, 28 midaindaina, 29 migaingaina, 30 mivadibadika, 31 ngorovitsika
Kamban-teny rehetra  32Fikambanana 20 amin' io teny io
Ohabolana  33 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)34 Mafana
Singan-teny  35mafana
Sokajin-teny  36 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  37 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  38 famana, 39 mafana, Mafana, 40 manafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03